Ireo tanjon'ny fandrosoana lovainjafy miisa 17 sy ny zavakendrena

Ireo tanjon'ny fandrosoana lovainjafy miisa 17 sy ny zavakendrena

1 juin 2021

Madagasikara dia anisan'ireo firenena 193 nametraka fanamby tamin'ny taona 2015 fa hanatanteraka ny diarin'ny fandrosoana lovainjafy ary hanatratra ny tanjon'ny fandrosoana lovainjafy amin'ny taona 2030. Mampahafantatra ireo tanjon'ny fandrosoana lovainjafy miisa 17 sy ireo zavakendrena 169 mifanaraka amin'izany ity bokikely ity.

---------

Madagascar fait partie des 193 pays qui ont posé comme défi en 2015 de mettre en oeuvre l'agenda du développement durable et d'atteindre d'ici 2030 les objectifs de développements durables. Ce livret informe sur les 17 objectifs de développement durable et des 169 cibles y afférentes.